7 Ary asio ditin-kazo mani-pofona madio ny isan-toerana, ka aoka ho eo amin'ny mofo izany ho fanati-pahatsiarovana, dia fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 24
Jereo Levitikosy 24:7 amin'ny teny manodidina.