Levitikosy 25:20 MG1865

20 Ary andrao ianareo manao hoe: Inona no hohaninay amin'ny taona fahafito? fa, indro, tsy mamafy izahay, na manangona ny vokatray;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 25

Jereo Levitikosy 25:20 amin'ny teny manodidina.