Levitikosy 25:5 MG1865

5 Aza mijinja izay maniry ho azy avy tamin'ny voa nihintsana tamin'ny fararano lasa, ary aza mioty ny voaloboka avy tamin'izay tsy namboarinao; fa aoka ho taona fitsaharana ho an'ny tany izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 25

Jereo Levitikosy 25:5 amin'ny teny manodidina.