Levitikosy 26:13 MG1865

13 Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, mba tsy ho andevony ianareo; ary nanapaka ny zioga izay teo aminareo Aho ka nampandeha anareo mijoro,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:13 amin'ny teny manodidina.