17 Dia hanandrina anareo ny Tavako, ka ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo; ary izay mankahala anareo no hanapaka anareo; dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26
Jereo Levitikosy 26:17 amin'ny teny manodidina.