Levitikosy 26:30 MG1865

30 Ary horavako ny fitoerana avonareo, sy hokapaiko ny tsangan-kazonareo ho an'ny masoandro, ary ny fatinareo dia hariako eo ambonin'ny fatin'ny sampinareo, ary ho halan'ny fanahiko ianareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:30 amin'ny teny manodidina.