Levitikosy 26:34 MG1865

34 Ary amin'izany ny tany dia hanonitra ny sabatany amin'ny andro rehetra izay hahafoanany, raha any amin'ny tanin'ny fahavalonareo ianareo; dia hitsahatra ny tany ka hanonitra ny sabatany;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:34 amin'ny teny manodidina.