Levitikosy 27:14 MG1865

14 Ary raha misy olona manamasina ny tranony ho an'i Jehovah, dia hotombanan'ny mpisorona ny trano, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataon'ny mpisorona tombany no izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27

Jereo Levitikosy 27:14 amin'ny teny manodidina.