16 Ary raha misy olona manamasina ho an'Jehovah ny sasany amin'ny zara-taniny, dia hotombananao izy araka ny voan-javatra famafy eo; ny voam-bary hordea iray homera hotombananao sekely volafotsy dimam-polo.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27
Jereo Levitikosy 27:16 amin'ny teny manodidina.