Levitikosy 27:21 MG1865

21 Fa raha afaka amin'ny Jobily ny tany, dia ho masina ho an'i Jehovah tahaka ny saha voatokana izany; ny mpisorona no ho tompony.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27

Jereo Levitikosy 27:21 amin'ny teny manodidina.