Levitikosy 27:6 MG1865

6 Ary raha hatramin'ny iray volana ka hatramin'ny dimy taona, dia sekely volafotsy dimy no hataonao tomban'ny zazalahy; ary sekely volafotsy telo kosa no hataonao tomban'ny zazavavy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27

Jereo Levitikosy 27:6 amin'ny teny manodidina.