Levitikosy 4:15 MG1865

15 Ary ny loholon'ny fiangonana hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny vantotr'ombilahy eo anatrehan'i Jehovah; ary ny vantotr'ombilahy dia hovonoina eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4

Jereo Levitikosy 4:15 amin'ny teny manodidina.