20 Ary ny vantotr'ombilahy dia hataony tahaka ny efa nataony tamin'ny vantotr'ombilahy izay natao fanatitra noho ny ota, toy izany no hanaovany azy; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho an'ny olona, dia havela ny helony.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4
Jereo Levitikosy 4:20 amin'ny teny manodidina.