Levitikosy 4:25 MG1865

25 Ary hangalan'ny mpisorona amin'ny fanondrony ny ran'ny fanatitra noho ny ota ka hatentiny eo amin'ny tandroky ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, ary ny rà sisa dia haidiny eo am-bodin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4

Jereo Levitikosy 4:25 amin'ny teny manodidina.