Levitikosy 4:30 MG1865

30 Ary hangalan'ny mpisorona amin'ny fanondrony ny rà ka hatentiny eo amin'ny tandroky ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, ary ny rà sisa rehetra dia haidiny eo am-bodin'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4

Jereo Levitikosy 4:30 amin'ny teny manodidina.