Levitikosy 6:13 MG1865

13 Izao no fanatitr'i Arona sy ireo zanany, izay hateriny ho an'i Jehovah amin'izay andro anosorana azy: Koba tsara toto ampahafolon'ny efaha no hatao fanatitra hohanina isan'andro, ny antsasany maraina, ary ny antsasany hariva.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 6

Jereo Levitikosy 6:13 amin'ny teny manodidina.