Levitikosy 7:18 MG1865

18 Ary raha tahìny hihinanana amin'ny andro fahatelo ny henan'ny fanati-pihavanana, na dia kely aza, dia tsy horaisina na hisaina ho an'izay manatitra azy izany, fa fahavetavetana; ary ny olona izay mihinana amin'izany dia ho meloka.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:18 amin'ny teny manodidina.