Levitikosy 7:21 MG1865

21 Ary ny olona izay mikasika zava-maloto, na fahalotoan'olona, na biby maloto, na izay zava-betaveta maloto, ka mihinana amin'ny henan'ny fanati-pihavanana izay an'i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:21 amin'ny teny manodidina.