Levitikosy 7:29 MG1865

29 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izay manatitra ny fanati-pihavanany ho an'i Jehovah dia hitondra ny fanatiny ho an'i Jehovah avy amin'ny fanati-pihavanany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:29 amin'ny teny manodidina.