Levitikosy 7:34 MG1865

34 Fa ny tratra ahevaheva sy ny soroka asandrata dia efa nalaiko tamin'ny Zanak'Isiraely avy amin'ny fanati-pihavanany, ary nomeko ho an'i Arona mpisorona sy ny zanany, ho anjarany mandrakizay avy amin'ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:34 amin'ny teny manodidina.