Levitikosy 7:9 MG1865

9 Ary ny fanatitra hohanina rehetra izay voaendy am in'ny fanendasa-mofo sy izay rehetra atao amin'ny vilany fandrahoana, na amin'ny lapoely, dia ho an'ilay mpisorona manatitra azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:9 amin'ny teny manodidina.