Levitikosy 8:11 MG1865

11 Dia namafazany impito teo ambonin'ny alitara ny diloilo; ary nohosorany avokoa ny alitara mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany hahamasina azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:11 amin'ny teny manodidina.