Levitikosy 8:13 MG1865

13 Ary dia nentin'i Mosesy nanatona koa ny zanak'i Arona ka nampiakanjoiny akanjo lava, ary nasiany fehin-kibo, dia nampisatrohiny, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:13 amin'ny teny manodidina.