Levitikosy 8:23 MG1865

23 Dia novonoiny iny; ary nangalan'i Mosesy ny rà ka, natentiny teo amin'ny tendron'ny ravin-tsofin'i Arona ankavanana sy tamin'ny ankihiben-tànany ankavanana ary tamin'ny ankihiben-tongony ankavanana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:23 amin'ny teny manodidina.