Levitikosy 8:35 MG1865

35 Ary hitoetra eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana hafitoana andro aman'alina ianareo ka hitandrina izay asain'i Jehovah hotandremana, dia tsy ho faty ianareo fa izany no nandidiana ahy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:35 amin'ny teny manodidina.