Levitikosy 9:15 MG1865

15 Dia nentiny nanatona ny fanatitry ny olona, ka nalainy ny osilahy hatao fanatitra noho ny ota, izay ho an'ny olona, dia namono azy izy ka nanatitra azy ho fanatitra noho ny ota, tahaka ilay anankiray teo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 9

Jereo Levitikosy 9:15 amin'ny teny manodidina.