Levitikosy 9:9 MG1865

9 Ary nentin'ny zanak'i Arona ho eo aminy ny rà, dia nanoboka ny fanondrony tamin'ny rà Arona, ka notentenany ny tandroky ny alitara ary ny rà sisa dia naidiny teo am-bodin'ny alitara;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 9

Jereo Levitikosy 9:9 amin'ny teny manodidina.