Malakia 1:12 MG1865

12 Fa ianareo kosa manamavo izany amin'ny fanaovanareo hoe: Voaloto ny latabatr'i Jehovah, ary ny haniny aterina eo dia tsinontsinona.

Vakio ny toko manontolo Malakia 1

Jereo Malakia 1:12 amin'ny teny manodidina.