Malakia 2:6 MG1865

6 Ny lalàn'ny fahamarinana no teo am-bavany, ary tsy mba nisy tsi-fahamarinana teo amin'ny molony; tamin'ny fiadanana sy ny fahitsiana no niarahany nandeha tamiko, ary maro no nampialainy tamin'ny heloka.

Vakio ny toko manontolo Malakia 2

Jereo Malakia 2:6 amin'ny teny manodidina.