Malakia 2:9 MG1865

9 Ary Izaho kosa dia efa nanolotra anareo ho fanazimbazimba sy ho fanao tsinontsinona eo anatrehan'ny vahoaka rehetra, noho ny tsy nitandremanareo ny lalako sy ny nizahanareo tavan'olona ny amin'ny lalàna.

Vakio ny toko manontolo Malakia 2

Jereo Malakia 2:9 amin'ny teny manodidina.