Malakia 3:11 MG1865

11 Ary hasiako teny mafy ny valala noho ny aminareo, ka tsy hanimba ny vokatry ny tany intsony ireny, ka dia hahavanom-boa ny voalobokareo any an-tsaha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.

Vakio ny toko manontolo Malakia 3

Jereo Malakia 3:11 amin'ny teny manodidina.