Malakia 3:2 MG1865

2 Nefa iza no mahatanty ny andro hihaviany? Ary iza no mahajanona, raha miseho Izy? Fa Izy dia tahaka ny afon'ny mpandrendrika sy ny savonin'ny mpanasa lamba.

Vakio ny toko manontolo Malakia 3

Jereo Malakia 3:2 amin'ny teny manodidina.