13 Fehezo amin'ny soavaly haingam-pandeha ny kalesy, ry mponina ao Lakisy; Niandohan'ny fahotan'i Ziona zanakavavy iny, Fa tao aminao no nahitana ny fahadisoan'Isiraely.
Vakio ny toko manontolo Mika 1
Jereo Mika 1:13 amin'ny teny manodidina.