4 Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin'ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin'ny hantsana.
Vakio ny toko manontolo Mika 1
Jereo Mika 1:4 amin'ny teny manodidina.