Mika 1:9 MG1865

9 Fa tsy azo sitranina ny ferin'i Samaria; Fa mihatra amin'i Joda izany, Ary mahatratra ny vavahadin'ny oloko aza, dia any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Mika 1

Jereo Mika 1:9 amin'ny teny manodidina.