1 Lozan'izay mamoron-keloka sy misaintsain-dratsy ao am-pandriany! Ary nony maraina ny andro, dia manatanteraka izany izy, Satria manan-kery ny tànany.
Vakio ny toko manontolo Mika 2
Jereo Mika 2:1 amin'ny teny manodidina.