11 Raha misy manaraka ny rivotra sy ny lainga ka mandainga hoe: Hitori-teny aminao ny amin'ny divay sy ny zava-mahamamo aho, Dia izy no ho mpitori-tenin'ity firenena ity.
Vakio ny toko manontolo Mika 2
Jereo Mika 2:11 amin'ny teny manodidina.