Mika 2:3 MG1865

3 Koa izao no lazain'i Jehovah: Indro, mamorona loza hamelezana ity firenena ity Aho, Izay tsy hahazoanareo hanafaka ny vozonareo, Ka tsy handeha miandranandrana ianareo, Satria andro mampahory izany.

Vakio ny toko manontolo Mika 2

Jereo Mika 2:3 amin'ny teny manodidina.