Mika 3:10 MG1865

10 Dia izay manangana an'i Ziona amin'ny fandatsahan-drà Sy Jerosalema amin'ny faharatsiana.

Vakio ny toko manontolo Mika 3

Jereo Mika 3:10 amin'ny teny manodidina.