Mika 4:5 MG1865

5 Fa ny firenena rehetra samy mandeha amin'ny anaran'ny andriamaniny avy; Fa isika kosa handeha amin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitsika mandrakizay doria.

Vakio ny toko manontolo Mika 4

Jereo Mika 4:5 amin'ny teny manodidina.