Mika 6:14 MG1865

14 Hianao hihinana, nefa tsy ho voky, Fa mbola ho ao anatinao ihany ny fahanoananao; Hampirina ianao, nefa tsy hahavonjy, Ary izay voavonjinao aza dia hatolotro ho amin'ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo Mika 6

Jereo Mika 6:14 amin'ny teny manodidina.