Mika 6:5 MG1865

5 Ry oloko, mba tsarovy ny saina nataon'i Balaka, mpanjakan'i Moaba, Sy izay navalin'i Balama, zanak'i Beora, azy, Ary izay natao hatrany Sitima ka hatrany Gilgala, Hahafantaranareo ny asa marina nataon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Mika 6

Jereo Mika 6:5 amin'ny teny manodidina.