Mika 7:18 MG1865

18 Iza no Andriamanitra tahaka Anao, Izay mamela heloka Sady mandalo ny fahadisoan'ny sisa amin'ny lovany? Tsy mitana ny fahatezerany ho mandrakizay Izy, Fa tia famindram-po.

Vakio ny toko manontolo Mika 7

Jereo Mika 7:18 amin'ny teny manodidina.