Mika 7:3 MG1865

3 Vonona hanao ratsy ny tànany; Mila ny mpanapaka, Azon-kolikoly ny mpitsara, Ary ny lehibe milaza ny fitsiriritan'ny fanahiny, Koa izany no entiny mandrarirary azy.

Vakio ny toko manontolo Mika 7

Jereo Mika 7:3 amin'ny teny manodidina.