15 Ary hoy izy: Omeo tso-drano aho; fa tany tsy misy rano no nomenao ahy ka mba omeo loharano koa aho. Dia nomen'i Kaleba azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1
Jereo Mpitsara 1:15 amin'ny teny manodidina.