25 Dia natoron-dralehilahy azy ny fidirana mankao an-tanàna, ka dia nasiany tamin'ny lelan-tsabatra ny tanàna; fa ralehilahy sy ny mpianakaviny rehetra dia navelany handeha.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1
Jereo Mpitsara 1:25 amin'ny teny manodidina.