Mpitsara 1:3 MG1865

3 Ary hoy Joda tamin'i Simeona rahalahiny: Andeha hiara-miakatra amiko ianao ho any amin'ny lovako, ka aoka isika hiady amin'ny Kananita; ary izaho kosa dia handeha hiaraka aminao ho any amin'ny lovanao. Ary Simeona dia nandeha niaraka taminy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 1

Jereo Mpitsara 1:3 amin'ny teny manodidina.