Mpitsara 11:34 MG1865

34 Ary Jefta tonga tany Mizpa ho any an-tranony, ary, indro, nivoaka ny zananivavy nitondra ampongatapaka sy mpandihy hitsena azy; ary vavy tokany io, fa tsy nanana zanakalahy na zanakavavy afa-tsy io izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:34 amin'ny teny manodidina.