Mpitsara 12:1 MG1865

1 Ary nivory ny lehilahy amin'ny Efraima, dia nandeha nianavaratra ka nanao tamin'i Jefta hoe: Nahoana no nandeha niady tamin'ny taranak'i Amona ianao ka tsy mba niantso anay hiaraka aminao? Hodoranay amin'ny afo ny tranonao sy ianao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 12

Jereo Mpitsara 12:1 amin'ny teny manodidina.