Mpitsara 12:3 MG1865

3 Ary rehefa hitako fa tsy namonjy ahy ianareo, dia nanao ny aiko tsy ho zavatra aho ka nandeha niady tamin'ny taranak'i Amona, ary natolotr'i Jehovah teo an-tanako izy, koa nahoana ianareo no miakatra atỳ amiko anio hila ady amiko?

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 12

Jereo Mpitsara 12:3 amin'ny teny manodidina.